|
|
|
|

Teny iditra amana
Sokajin-teny mpampitohy [Fitanisana]
 Teny mpampitohy enti-mampitohy anarana na mpamaritra anarana roa, izay efa mahazatra ny olona ny mampiaraka azy: Vady aman-janaka ~ Na dia kely amana bitika aza izahay dia manana ny maha-izahay anay [1.1]
 With, together with, and. It is used between nouns or verbs, as: ray aman-dreny; mihira amana mandihy. It is also used for amy, as aman-kenatra, with shame. [1.2]
 Used with closely related things, as: ray aman-dreny (reny) : father and mother [1.7]
 Avec, et, sur, contre [1.3]
 Qui sert à unir les mots apparentés; ex. : ray aman-dreny (reny) : père et mère [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : amana, ama-, amam-, aman-, aman'

Teny iditra amaña
Sokajin-teny anarana
  [Betsileo] Ambana, fandrahonana [1.78]

Teny iditra Amanà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Amanà [2.996]
 Haman [2.996]
 Aman [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Hamana
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/10