| Teny iditra | ambatra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [1.1] | ||
| Tongue-tied. [1.2] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | ambatrambatra | |
| Teny iditra | ambatra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] Fandri-pody, fandrika atao eo an-tanimbary mba hisamborana ireny vorona mandratra ny vary ireny [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2009/10/15 |
|