| Teny iditra | ambatrambatra (ambatra) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [1.1] | ||
| Tovy hevitra | ambatra | |
| Teny iditra | ambatrambatra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Betsimisaraka] Matsatso, zavatra tsy misy tsirony na koa tsy dia matsiro loatra [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|