| Teny iditra | ambela (vela) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ajanona: Navelanareo aiza ny zanakareo mivady? Apetraka: Avelao ao amin' ny mpiandry trano ny taratasy raha misy Hadinoina: Navelany ny satrony ka mandehàna vonjeo haingana izy Atsahatra: Avelao amin' izay ny ady hevitra tsy mitera-boka-tsoa Afoy: Avelako ho anao itỳ boky sarobidy itỳ Omena lalana: Avelao kely aho handeha Amindràna fo: Avelako ny hadisoanao amin' ity indray mandeha itỳ ka mitandrema tsara amin' ny sisa [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | avela | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|