| Teny iditra | vela | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanalanonana; fainetrahana, famoizana; fanomezan-dalana, famindram-po amin' ny hadisoana vita [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | vela | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Trosa alan' izay resy amin' ny lalao fanorona Ilazana koa ny vato telo sisa amin' ny fanoron-dimy, na ny vato dimy amin' ny fanoron-tsivy [1.1] | ||
| Teny iditra | vela | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Sisa tavela tamin'ny zavatra nohanina na nampiasaina [1.13] | ||
| Déchet, résidu [1.13] | ||
| Mpanahaka | faika | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |
|