|
|
|
|

Teny iditra ambezo (vezo)
Sokajin-teny anarana
 Fangatahana mafy toa mitaraina mihitsy ary tsy miala raha tsy mahazo. [1.1]
 Supplique, instance [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra ambezo
Sokajin-teny anarana
 Voan-javatra natokana ho masomboly [1.13]
 Semence [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra ambeo ~ ambeko ~ ambio ~ ambioka ~ masomboly ~ tabiry

Teny iditra Ambezo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 Nom du pays qui s'étend le long de la mer au nord de Saint-Augustin [1.3]
Fangi-bolantany -19, 47.5
Haianarantany vezo#mg.ne

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/01