|
|
|
|

Teny iditra vezo
Sokajin-teny anarana
Sampanteny 

Teny iditra vezo
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana [Fitanisana]
  [Taisaka] voiso [1.78]

Teny iditra Vezo
Sokajin-teny anaram-poko
 Zana-poko madinika sakalava, atsimo andrefana, malaza amin' ny fahaizana rano ka ny fanjonoana indrindra no antom-pivelomany [1.1]
 Nom d'une tribu du sud-ouest de Madagascar [1.3]
 Nom d'une population de pêcheurs d [...]
Sakalava vezo: les pêcheurs [...] [tohiny 1.5]
Voambolana 
Mpanahaka  Masikoro ~ Sakalava ~ Vezom-potaka
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20