|
|
|
|

Teny iditra ambina
Sokajin-teny anarana
 Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako
Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray [1.1]
 Watch, guard, patrol. See andry [1.2]
 A watch, a guard [1.7]
 Action de garder, de surveiller [1.8]
Ohatra Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana. [2.508]

Teny iditra ambina
Sokajin-teny anarana
 Zara tsara, vintana tsara [1.1]
 Used in the following: ambinina, manambina [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26