| Teny iditra | ambinina (ambina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Manan-jara, manam-bintana, vintanina: Ambinina amin' ny harena izy fa ratsy vintana amin' ny fitiaoana [1.1] | |||||||||
| To be prospered in getting what one is seeking; to be prosperous; to be lucky, fortunate. [1.2] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|