|
|
|
|

Teny iditra amboamboa (amboa)
Sokajin-teny anarana
 Enti-milaza fitomboan' ny vatana izay mihadongadonga na botrabotra, indrindra fa eo amin' ny zazakely
Enti-milaza ankizy kely dongadonga, botrabotra, ka tsy mahalala izany hoe tsy mitafy akory
Mitovy hevitra: alikalika [1.1]
 [duplicatif fréquentatif] Petits enfants dodus, ou qui ignorent la modestie [1.3]
Ohatra Tsy azo dokafana ho mahafinaritra koa ny zazakely, sahala amin'ny fanaon'ny Malagasy maro ihany, fa haratsiana hoe "amboamboa kely" mba hirariana azy ho velona soa aman-tsara ary tsy halain' ny fanahy ratsy. [2.606]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20