| Teny iditra | alikalika (alika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | alika | |
| Teny iditra | alikalika (alika) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Dongadonga, botrabotra (fampiasa amin' ny zazakely) [1.1] | ||
| Ohatra | Alikalika kely amin' ny fihetsiny sy mahafatifaty aoka izany amin' ny endriny monamonany ilay bitika amin' izay.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08 |
|