|
|
|
|

Teny iditra amelomy (velona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony amelomana [Fitanisana]
  [1.3]
Ohatra Ataovy an-tranomaizina ity olona ity ka mofom-pahoriana aman-dranom-pahoriana no amelomy azy, mandra-piveriko soa aman-tsara [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17