| Teny iditra | amidy (vidy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Omena hovidiana: Amidinao ve itỳ vorona itỳ? Entina mividy: Iny vola roapolo, ka ariary folo hamidy siramamy ary ariary folo hamidy sigara [1.1] | |||||||||
| See vidy. [1.2] | |||||||||
| To be sold; for sale [1.7] | |||||||||
| Qu'on vend; à vendre [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|