|
|
|
|

Teny iditra amoron-drano
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
Singan-teny morona, rano
Ohatra Rehefa nisasaka ny alina, dia tonga izy mianaka nitondra ny afo sady nitondra rantsan-kazo maina tamin'ny kirihitrala teny amorondrano, ka namelona ny afo. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06