|
|
|
|

Teny iditra rano
Sokajin-teny anarana
 Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan' ny fitoerana asana azy na ny toerana misy azy ihany, tsy misy lokony na tsirony, ary atao fisotro, fanasana zavatra ary fidiovana [1.1]
 Water [Mal. Ayer; Jav. Koki, and Toyan rano; Caroline Islands rao; Ceram arr; New. Heb. Ôna; Menadu and Port Morseby ranu.] [1.2]
 Water; liquid [1.7]
 Eau [1.8, 1.196]
 Liquide [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] Eau [1.405]
Ohatra 
1Niroboka tao anaty rano izy ireo; [2.324]
2Misotro rano dikain' ny gisa anie! [2.69]
3Nalahatra tsara niamboho rano ireo [2.576]
4Jereo iry botry am-povoan-drano iry! [2.442]
5ny lakana no manjaka ambonin'ny rano
inona no manjaka ambonin'ny tany?
[2.131]
6Tsy mahita intsony ny masoko ditsoky ny rano [2.471]
7Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy [2.470]
8Rano mangatsiaka izany, hoy ilay namany nandika [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : rano, ranoko, ranonao, ranony, ranontsika, ranonay, ranonareo, ranon', ranon-, ranom-
Tovonana : -drano, -dranoko, -dranonao, -dranony, -dranontsika, -dranonay, -dranonareo, -dranon', -dranon-, -dranom-
Lahatsoratra 

Teny iditra rano
Sokajin-teny anarana
 La sève qui s'écoule des arbres. On dit aussi ranon-kazo (littéralement : eau des arbres). Mais cette expression a changé de sens. Autrefois elle s'appliquait aux teintures préparées à partir des bois colorants : bois de campêche, bois de rose, nato, etc. La sève de certaines plantes reçoit un nom spécial quand elle a des emplois particuliers. Par exemple : ranon' akondro : sève obtenue du Bananier. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra rano
Sokajin-teny anarana
 A child that dies under two years of age [1.2]

Teny iditra rano
Sokajin-teny anarana
 A disease supposed to arise from water [1.2]
Voambolana 

Teny iditra rano
Sokajin-teny mpamaritra
 Soft, delicate; liquid; very sharp; suffused with perspiration [1.2]

Teny iditra raño
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] sakaiza [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/11