|
|
|
|

Teny iditra ampahavalo (valo)
Sokajin-teny anarana
 [ ampahavalo ] Ampahany iray amin' ny zavatra zaraina valo [1.1]
 [ ampahavalony ] The eighth part [1.2]
 1/8 [3.1]
 [ ampahavalony ] Le huitième [1.3, 1.5]
Voambolana 
Ohatra ny ampahavalony ny ariary (1/8) : sikajy [2.436]
Haiendriteny 
Tsotra : ampahavalo, ampahavalony, ampahavalon', ampahavalon-
Mpanahaka  ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahasivy ~ ampahafolo ~ ampahazato

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20