| Teny iditra | amparina (ampatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atsotra, atao mivalandotra, velarina: Amparo ao an' efitra atsimo ao aloha io marary io Atao araka izay tratra: Nampariny marina ny fony tamin' ny teny nataony [1.1] | |||||||||
| To be stretched out, as the legs, or a corpse immediately after death. [1.2] | |||||||||
| Ohatra | Aza ny alahelo havana no amparina, fa hevero ny loha ananan-tompo.
[2.587] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |
|