| Teny iditra | amparo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tanosy] Saka, piso [1.78] | ||
| Teny iditra | amparo (ampatra) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana amparina | |
| Ohatra | Amparo ao an' efitra atsimo ao aloha io marary io
[1.1] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|