| Teny iditra |
ampemby
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Taimoro]
Taho, eran-tanan'ila, zarana (antsy, ets) [1.78]
|
|
| Teny iditra |
ampemby
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Zavamaniry sahalahala amin' ny katsaka [1.1]
|
| | A plant extensively cultivated; the grain resembles peeled rice and is eaten; the stalk is used in making fences, etc. Doura or Indian millet. Sorghum vulgare, Pers.
Same as variampemby (Bets.), and
varifemba (Betsim.).
[1.2]
|
| | [Betsileo, Merina, Sakalava, Tankarana, Tsimihety]
Nom général des sorghos. On cultive, outre Sorghum halepense (L.) Pers. et
Sorghum caffrorum (Retz) P. Beauv.,
Sorghum roxburghii Stapf. (Poaceae). Graines alimentaires.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Sorghum caffrorum, Sorghum halepense, Sorghum roxburghii |
| Ohatra | Fa ny vary tritika sy ny ampemby no tsy mba naripaka, satria mbola fohy ireny.
[2.996]
|
| Tovy hevitra | ~ |
|