| Teny iditra | ampinga | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Hazo boribory toy ny sahafa kely, mafy sy matevina, ary misy fihazonana avy ao anatiny, ka ampiasaina mba hatao fiarovan-tena amin' ny tombo-defona. [1.1] | |||||
| A shield, a buckler. [1.2] | |||||
| A shield [1.7] | |||||
| Bouclier [1.8] | |||||
| Fitaovana ihazonana ny vadin-tsaikiro tsy hivaha ho azy [1.13] | |||||
| Rondelle [1.13] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: ampinga ao amin' ny Baiboly | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |
|