| Teny iditra | ampitovina (tovy) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| To be made equal; to be compared [1.7] | |||||||
| Qu'on rend égal ; qu'on compare [1.8] | |||||||
| Ohatra | Hitako fa nilaina tokoa ny olona mahay manoratra tsara, satria ny soratra atovana, dia ampitovina amin' ny efa misy eo amin' ny taratasy tsirairay.
[2.4] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |
|