|
|
|
|

Teny iditra ana-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe anaka

Teny iditra ana-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe anana

Teny iditra ana
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsy afaka miaina tsara noho ny hasemporana niakatra fiakarana na nihazakazaka mafy: Ana aho vao nahafaka ny rihana efatra mankatỳ aminareo [1.1]
 Faint, exhausted, from hunger, cold, or toil; embarrassed. [1.2]
 Essoufflé, hors d'haleine, épuisé, fatigué, transi de froid [1.3]

Teny iditra ana
Sokajin-teny mpampiankin-teny [Fitanisana]
 Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra izay ao anaty antokon' olona malalaka: Ana Malagasy itỳ trano itỳ fa Vazaha no mipetraka ao [1.1]
 Comme an (any); avec régime indéterminé, sans article: An'iza ireo kotra ireo ? -- Ana miaramila nandalo teto (À qui sont ses gibernes ? -- À des soldats qui ont passé par là) [1.3]
  [Vezo] Idée de possession [1.68]

Teny iditra ana
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] vary [1.78]
Voambolana 

Teny iditra ana
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Taimoro] miantsoroka [1.78]
Tovy hevitra miana

Teny iditra anà
Sokajin-teny mpisolo anarana [Fitanisana]
  [Betsimisaraka] anao [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila Ny mpisolo rehetra

Teny iditra ~ana
Sokajin-teny tovana [Teny amin' ny ~ana]

Teny iditra a~na
Sokajin-teny tsirinteny saradroa [Teny amin' ny a~na]

Teny iditra Anà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Anah [2.996]
 Ana [2.996]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06