|
|
|
|

Teny iditra anamboary (voatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anamboarana [Fitanisana]
  [1.3]
Ohatra 
1Anamboary efitra iray madio indray, hoy ity lehibeny, fa misy zazavavy vahiny hatory aty aminareo. [2.895]
2raha afakampitso amin'ny Alahady aho mihaona aminy fa anamboary trano anio alina izy hiakarany raha maraina, fa volivoly izy any anaty botry mandrampihaonako aminy. [2.366]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17