|
|
|
|

Teny iditra voatra
Sokajin-teny anarana
 Lamina, karakara [1.1]
 Preparation [1.7]
 Préparation, réparation [1.8]
Ohatra Ny hafaliam-po sy ny fialan-tsasatra ary ny sakafo tsara voatra dia samy nampiverina haingana ny herin' ny tenako manontolo. [2.643]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/14