|
|
|
|

Teny iditra ananovina (anona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 (anonovina na ananovina: itỳ faharoa no fampiasa kokoa) Atao toy izao na toy izao (tsy lazaina mazava ny fomba tiana hanaovana ilay zavatra, na noho ny hamaikana na noho ny tsy fitiavana hilaza mazava fotsiny): Ananovy kely ange io varavarana io, ry Koto a! [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ananovina, ananoviko, ananovinao, ananoviny, ananovintsika, ananovinay, ananovinareo, ananovin', ananovin-, ananovim-, ananovi-
Ny lasa : nananovina, nananoviko, nananovinao, nananoviny, nananovintsika, nananovinay, nananovinareo, nananovin', nananovin-, nananovim-, nananovi-
Ny hoavy : hananovina, hananoviko, hananovinao, hananoviny, hananovintsika, hananovinay, hananovinareo, hananovin', hananovin-, hananovim-, hananovi-
Filaza mandidy : ananovy
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20