| Teny iditra |
anona
|
| Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
| | Teny enti-manambara zavatra tsy lazaina anarana (na tsy tiana holazaina na hadino): Nankaiza ny anoko teto? [1.1]
|
| | Mr. So-and-so [1.2]
|
| | What-do-you-call-it; [1.7]
|
| | Chose, ce qu'on n'exprime pas . [1.8]
|
| Sampanteny |
| Mpanahaka |
ranona |
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
| Teny iditra |
anona
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Singa mpandray anjara amin'ny fahazoana vokatra iray [1.13]
|
| | Facteur [1.13]
|
|
| Teny iditra |
anona
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | [Tambahoaka]
Vanona, tsara [1.78]
|
| | [Tanala]
(añona) makadiry, tsara taiza, hendry (vory saina): Jaja tsy añona (zaza adala, tsy hendry, maditra) [1.78]
|
| | [Provincial]
Arrived at maturity, perfect [1.2]
|
|
| Teny iditra |
anona
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Betsileo]
Omby antitra [1.1]
|
|
| Teny iditra |
añona
|
| Sokajin-teny | tambinteny
|
| | [Sihanaka]
Vanona [1.78]
|
|