|
|
|
|

Teny iditra anareo
Sokajin-teny mpisolo anarana [Fitanisana]
 Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny ianareo raha atao teny fameno: Manontany anareo aho ka valio; na raha atao milaza tompon-javatra: Hay anareo itỳ tanimbary itỳ? [1.1]
 You, your, yours (plural). Accusative and possessive case of hianareo. [1.2]
 You (plur. - as object); yours [1.7]
 Vous, à vous, à votre tour. Hamangy anareo aho: je vous visiterai. Anareo ny mifafa ny trano: c'est à vous autres à balayer la maison. Anareo ho anareo izany: c'est votre affaire. [1.3]
 Vous, à vous (pluriel). [1.5]
 Vous (pluriel - objet); vôtre. [1.8]
 Voi
Il vostro [1.18]
Mpanahaka  ianareo ~ -nareo, -areo
Tsanganana sy sary iray takila Ny mpisolo rehetra

Teny iditra anareo
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] Olom-pady [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18