|
|
|
|

Teny iditra ianareo
Sokajin-teny mpisolo anarana [Fitanisana]
 Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha maro izy ireo ka atao teny lazaina: ~ Miteniteny ianareo ka tsy henonareo ny teniko. [1.1]
 [ hianareo ] You, ye [1.2]
 [ hianareo ] Vous. S'emploie au singulier et comme terme respectueux entre époux. (Le mari): Nahoana hianareo no tsy naka fanafody ho an'ny zaza? Pourquoi n'es-tu pas allée chercher un remède pour enfant? -- (La femme): Mbola niandry anareo aho ka. Mais, c'est que je t'ai attendu. [1.3]
 Vous (pluriel); tu, toi [1.5]
 Voi [1.18]
Mpanahaka  anareo ~ -nareo, -areo
Tsanganana sy sary iray takila Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17