|
|
|
|

Teny iditra anarina (anatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Omena torohevitra, atoro: Tsy laitra anarina io zaza io fa mafy loha
Fitenenana: Raha anarin-tsy zaka, ny tsetsetrano an' olona, fa ny tsitsitra no an' ny tena: fitenenana misy tsilalaon-teny enti-milaza fa ny ankizy tsy laitra anarina dia mampitsetsetra ny mpitazana fa mety hahafaty ny tena kosa. / Anarin-tsy zaka, ka voa vao manao hoe "Nankaiza ny tanteliko teto"?: ireo tsy laitra anarina dia mbola ho voa ka amin' izay vao hanenina bevava [1.1]
 To be advised, to be admonished [1.7]
 Qu'on conseille qu'on réprimande [1.8]
Ohatra Raha ny manan-dray no anarina, ny kamboty no mahazo aloha. [2.69]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anarina, anariko, anarinao, anariny, anarintsika, anarinay, anarinareo, anarin', anarin-, anarim-, anari-
Ny lasa : nanarina, nanariko, nanarinao, nanariny, nanarintsika, nanarinay, nanarinareo, nanarin', nanarin-, nanarim-, nanari-
Ny hoavy : hanarina, hanariko, hanarinao, hanariny, hanarintsika, hanarinay, hanarinareo, hanarin', hanarin-, hanarim-, hanari-
Filaza mandidy : anaro

Teny iditra añarina
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] Sanga, tampony, tendrony [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21