|
|
|
|

Teny iditra an' arivo
Sokajin-teny kambanteny
 Tsy hita isa, tsy tambo isaina [1.1]
Mpanahaka  alinalina ~ manetrinketrina ~ tsy hita zambazamba ~ tsy omby alinalina ~ zavon-tany

Teny iditra anarivo
Sokajin-teny anarana
Singan-teny arivo
 Tarehimarika anarivo, ny tarehimarika maneho ny arivo [1.13]
 Chiffre des mille [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05