|
|
|
|

Teny iditra tsy hita zambazamba
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, hita, zambazamba
 Tsy hita isa, tsy hita pesipesenina
Tsy azo oharina, tsy manam-paharoa [1.1]
Ohatra nefa lavitra tsy hita zambazamba akory ny firazanany. [2.69]
Tovy hevitra tsy hita hirangirana ~ tsy hita lavadavaka ~ tsy hita noanoa ~ tsy hita pesipesenina ~ tsy hita velively

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11