|
|
|
|

Teny iditra anasoavy (soa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anasoavana [Fitanisana]
  [1.3]
Ohatra Ny lalan' ny lainga no esory amiko: Ary ny lalànao no anasoavy ahy. [2.996]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17