| Teny iditra | anavaho (avaka) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anavahana | |
| [1.3] | ||
| Ohatra | Ny antsasany an' ny zanak' Israely kosa, anavaho iray isan-dimampolo, na olona na omby na boriky na ondry sy ny biby fiompy rehetra, ka omeo ny Levita, izay miambina ny Fonenan' ny Tompo.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|