|
|
|
|

Teny iditra andahiny
Sokajin-teny anarana
Singan-teny lahy
 Ny andahiny na kidobony amin' ny ampongan' ny ntaolo dia ilay lafiny dobohana amin' ny fively, ary amin' ny valiha kosa dia ny tadin' ny feo ambony na andahiny [1.10]
 The bass end of the drum; the treble chord of the valiha. [1.2]
 Le côté de tout instrument qui donne le son aigu ; la voix, les cordes hautes [1.3]
Voambolana 
Tohi-kevitra 

Teny iditra andahiny
Sokajin-teny anarana
 Amin' ny rafitra hazo, na amin' ny tefy, dia ny tendron-kazo, ets. izay miditra ao amin' ny ilany keoka na loaka mba hampikambana ny roa tonta no atao hoe andahiny [1.10]
 Le côté bouveté portant la baguette; se dit de la partie des engrenages, des jonctions, des pentures. etc, qui portent le bout plein entrant dans la partie vide [1.3]
 Pièce mâle [1.5]
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11