| Teny iditra | lahy | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||||||||
| Teny entina milaza olona na biby mifanohitra amin' ny vavy. Raha itenenana olona ny hoe lahy dia fampiasa: 1) Hilazana zanaka lahy: Dimy mianadahy ny zanako; telo vavy, roa lahy. 2) Miaraka amin' ny teny milaza isa: Dia niainga izy roa lahy. 3) Ilazana ny vady lahy: Rasoa no ao fa ny lahy vao lasa nivoaka Manana ny fomba na toetran-dehilahy: Hanao tantsambo hono ny zanany lahy. [1.1] | |||||||||
| A male, a man; a husband Masculine [1.7] | |||||||||
| Mâle; homme; mari Mâle, masculin [1.8] | |||||||||
| [Sakalava-Mayotte] Mâle [1.405] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||
| Tohi-kevitra | vavy | ||||||||
| Teny iditra | lahy | ||||||||
| Sokajin-teny | tenim-piontanana | ||||||||
| Tenim-piontanana enti-milaza:
1) Alahelo, tsy fanampoizan-javatra: Lasa tokoa lahy izy! 2) Fiangaviana na fangatahana somary miambezo: Mba omeo aho lahy! 3) Fisalasalana, tsy fahalalana: Asa lahy! fa tezitra foana teo izy 4) Faniriana: Raha nanam-bola aho lahy novidiko itỳ saha itỳ [1.1] | |||||||||
| Used in phrases like: asa lahy!, tsara lahy!, maty lahy! [1.2] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |
|