| Teny iditra | andamina (lamina) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| [1.1] | |||||||
| Ohatra | Malalaka ny fitantanana tena malalaka ireo Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana ka amin' ny alàlan' ny fanapahan-kevitry ny antenimierany no andamina ny raharahany araka ny tandrifim-pahefana omen' ny Lalàmpanorenana sy ny lalàna azy ireo.
[1.320] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |
|