| Teny iditra | andevolahy | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| Singan-teny | andevo, lahy | ||
| Ohatra | Mba nody nanaraka azy ireo ihany ireo andevolahy telo lahy, kanjo nijanonjanona nanao dia afa-safay izy, dia lasa niverina.
[2.324] | ||
| Haiendriteny |
| ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |
|