| Teny iditra | andilana (dilana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] Valahana [1.78] | ||
| Valahana, ilay faritra etiety na manify kokoa amin' ny tenan' ny olombelona eo anelanelan' ny taolantehezana sy ny maoja ary toa mampitohy ny tenabe amin' ny rantsambatana ambany. [1.1] | ||
| [Bezanozano] [ andilaña ] Valahana [1.78] | ||
| The loins [1.2] | ||
| Hanche [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | andilana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tankarana] Isthme [1.19] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | Andilana | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| Voambolana | ||
| Fangi-bolantany | -17.3, 49.1666667
-15.8166667, 48.7833333 -13.4833333, 49.8 -13.25, 48.1833333 | |
| Haianarantany | dilana | |
| Teny iditra | Andilana | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| Voambolana | ||
| Fangi-bolantany | -13.25, 48.1833333 | |
| Haianarantany | dilana | |
| Sary |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25 |
|