|
|
|
|

Teny iditra andrao
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Sao, sangoa, mba tsy: Ovao ny akanjonao andrao fantany ianao [1.1]
 See fandrao [1.7]
 Lest, peradventure, fear lest. Same as fandrao [1.2]
 Voir fandrao [1.8]
 De peur que [1.12]
Ohatra 
1Ka izany no anontaniako, fa andrao misy vaovao hoy izy. [2.366]
2Ka aza atosi-bohon-tanana izahay, fa andrao menatra manan-kavana ihany. [2.245]
Mpanahaka  fandrao ~ mba ~ ndrao ~ sangoa

Teny iditra andrao (andra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana andraina [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02