|
|
|
|

Teny iditra fandrao
Sokajin-teny mpampitohy [Fitanisana]
 Teny entina milaza fanahiana na tahotra
Sao dia, andrao, angoa: Matahotra aho fandrao miresaka amin' i dada ny mpampianatra anay [1.1]
 [fa and andrao.] Lest, for fear that. [1.2]
 De peur que. Niova akanjo izy fandrao fantatry ny olona: il a changé d'habit de peur d'être reconnu par les gens [1.12]
Mpanahaka  andrao ~ fandroa ~ mba ~ ndrao ~ sangoa

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23