|
|
|
|

Teny iditra andrefana
Sokajin-teny anarana
 Ny lafin' ny vodilanitra ilentehan' ny masoandro (mifanohitra aminy: atsinanana) [1.1]
 The west [1.2, 1.7]
 Ouest [1.3, 1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Atsy andrefana atsy misy hazo madinidini-dravina; [2.857]
2Nanaraka arabe hatrany ny Anglisy avy any andrefana. [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : andrefana, andrefany, andrefan', andrefam-, andrefan-
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28