|
|
|
|

Teny iditra atsinanana
Sokajin-teny anarana
 Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. [1.1]
 The east; atinanana is used in provinces. [1.2]
 The east [1.7]
 Est [1.3, 1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
2Maloka ny avaratra atsinanana. [2.499]
Haiendriteny 
Tsotra : atsinanana, atsinanany, atsinanan', atsinanan-, atsinanam-
Tohi-kevitra 
Tsipelina hafa 

Teny iditra Atsinanana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 Faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28