| Teny iditra | andrehy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] Manavy, fanihy [1.78] | ||
| [Tsimihety] Karazana fanihy kely [1.1] | ||
| [Tambahoaka] Fanihy [1.78] | ||
| [Tankarana] Sorte de roussette [1.19] | ||
| Voambolana | ||
| Tsipelina hafa | andre | |
| Teny iditra | andrehy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] Vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa [1.78] | ||
| [Provincial] Name of a bird [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10 |
|