| Teny iditra | andre | |
| Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
| Tenim-piontanana milaza: -- Fahatairana: Andre! inona ity ataonao, anaka? -- Figagana: Andre! mahavariana ny mandinika ny habakabaka! -- Nenina, alahelo: Andre! vorona, hono, izany izaho ka afa-nanidina nankany aminay! [1.1] | ||
| An expression of astonishment. See adre, odre. [1.2] | ||
| Teny iditra | andre | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| [Bara] Moa? Va? Angaha? [1.78] | ||
| Tovy hevitra | andra | |
| Teny iditra | andre | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] Manavy, fanihy, vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa [1.78] | ||
| Voambolana | ||
| Tsipelina hafa | andrehy | |
| Teny iditra | Andre | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
| Andre, Andrea [2.996] | ||
| Andrew [2.996] | ||
| André [2.996] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Dia lasa Filipo nilaza tamin'i Andre ka dia i Andre sy Filipo no niara-nilaza tamin'i Jeso
[2.996] | |
| Tsipelina hafa | Andrea | |
| Teny iditra | André
![]() | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30 |
|