|
|
|
|

Teny iditra andrianjahonoany
Sokajin-teny anarana
Singan-teny andriana, izaho
 Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa ka ametrahany andraikitra lehibe, ary izay vitany dia ohatra ny tenany ihany no nanao azy [1.1]
 [izaho, I, no ho any, will be there.] An agent. [1.2]
Mpanahaka  masoivoho

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16