| Teny iditra |
masoivoho
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| Singan-teny | maso,
ivoho |
| | Solontenam-pikambanana na fanjakana any an-tany hafa; solontena mahatapaka any amin' ny toerana hafa: Rakotono masoivohon' ny fihambanam-barotray any Mojanga
[1.1]
|
| | Misolo fikambanana na firenena iray any ivelan'ny foibe [1.13]
|
| | Un représentant, un agent [1.3]
|
| | Les représentants du souverain, comme les yeux dont il se sert pour voir ce qui se passe derrière lui [2.415]
|
| | Représentant, succursale, agence, ambassadeur [1.13]
|
| Ohatra |
| 1 | Ekena ny hisiana masoivoho britanika honina ao amin' ny renivohitra.
[2.508]
|
| 2 | hasiana kaonsily avy any amin' ny tanin' ny roa tonta ary koa masoivoho ao Antananarivo;
[2.366]
|
|
| Mpanahaka |
andrianjahonoany |
|