| Teny iditra | angadona (ngadona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina mitoto, mively [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Nasain' ilay mpampiasa nijanona tamin' izay izy, fa nobaikoiny kosa hitehana angadona mandritra ny adiny iray.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |
|