| Teny iditra |
ngadona
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Feon' ny fanoto midoboka ao anaty laona, na ny tongotra mipaika amin' ny tany rehefa mandeha mafy [1.1]
|
| | A beating noise, a tremulous noise [1.2]
|
| | A dull thumping sound [1.7]
|
| | Bruit sourd comme des pas ou d'un tambour [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Tsy ny hevitra amam-pihetseham-po ato ihany no tokony hanakaranao ny valin-teny fa ny rafitry ny tononkalo sy ny ngadona koa, ohatra.
[2.285]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
ngadona
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Fahatongavana [1.1]
|
| | Arrived suddenly [1.2]
|
| Sampanteny |
|