| Teny iditra | angidina | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano. (Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina [1.1] | ||
| A species of dragon-fly. Libellula sp. [1.2] | ||
| A dragonfly [1.7] | ||
| Libellule [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Libellula | |
| Mpanahaka | ondrindrano | |
| Nohavaozina tamin' ny 2015/12/27 |
|