| Teny iditra | ondrindrano (ondry, rano) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Anarana omena ny angidina eo amin' ny fiofoany faharoa rehefa avy miala amin' ny maha-tsindretra azy, izay fiofoany voalohany raha vao mivoaka ny atody [1.1] | ||
| A water-insect, which is the larva of a species of dragon-fly. [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | tsy patsa tsy ondrindrano ngosoany manetsihetsy [2.131] | |
| Mpanahaka | angidina | |
| Nohavaozina tamin' ny 2015/12/27 |
|